Nomery 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary nanana biby fiompy maro be ny taranak’i Robena+ sy ny taranak’i Gada.+ Dia hitan’izy ireo fa tsara ho an’ny biby fiompy ny tany tao Jazera+ sy ny tao Gileada. Deoteronomia 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nomeko ho an’i Makira+ i Gileada.+
32 Ary nanana biby fiompy maro be ny taranak’i Robena+ sy ny taranak’i Gada.+ Dia hitan’izy ireo fa tsara ho an’ny biby fiompy ny tany tao Jazera+ sy ny tao Gileada.