34 Ary nomen’i Jakoba mofo sy lantihy izy, ka nihinana sy nisotro.+ Dia nitsangana izy ka lasa. Toy izany no nanaovan’i Esao tsinontsinona ny zon’ny lahimatoa.+
11 Ary manarakaraka azy i Sama zanak’i Age Hararita.+ Rehefa niangona tao Lehy ny Filistinina, teo amin’ny sombin-tany iray feno lantihy,+ dia vaky nandositra ny olona noho ny amin’ny Filistinina,