Mpitsara 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia nozarainy ho telo toko izy telonjato lahy, ka samy nomeny anjombona+ izy rehetra hotazoniny eny an-tanany, ary koa siny lehibe tsy nisy na inona na inona, sy fanilo hatao ao anatin’ireo siny. Ohabolana 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ho tanteraka izay kasaina raha misy mpanolo-tsaina,+ ary tari-dalana tsara no ilainao ho amin’ny ady.+
16 Dia nozarainy ho telo toko izy telonjato lahy, ka samy nomeny anjombona+ izy rehetra hotazoniny eny an-tanany, ary koa siny lehibe tsy nisy na inona na inona, sy fanilo hatao ao anatin’ireo siny.
18 Ho tanteraka izay kasaina raha misy mpanolo-tsaina,+ ary tari-dalana tsara no ilainao ho amin’ny ady.+