-
2 Samoela 18:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Hoy anefa ralehilahy: “Na farantsa volafotsy arivo aza no lanjaina ka hatolotra ahy, dia tsy haninjitra ny tanako hamely ny zanaky ny mpanjaka aho. Fa teo anatrehanay no nandidian’ny mpanjaka anao sy Abisay ary Itahy, nanao hoe: ‘Samia ianareo mitandrina mba tsy hisy zavatra hanjo an’i Absaloma zatovo.’+
-