-
2 Samoela 18:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Farany dia sendra ny mpanompon’i Davida i Absaloma. Nitaingina ramole i Absaloma tamin’izay. Dia nandeha teo ambanin’ny sampantsampan’ny hazo iray makadiry ilay ramole, ka nisaringotra tamin’ilay hazobe ny lohan’i Absaloma. Koa nikiraviravy teo anelanelan’ny lanitra sy ny tany izy,+ fa lasa kosa ilay ramole nitaingenany.
-