2 Samoela 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary notsofin’i Joaba ny anjombona,+ dia nijanona ny olona rehetra ka tsy nanenjika ny Israely intsony, ary tsy nanohy ny ady intsony koa.
28 Ary notsofin’i Joaba ny anjombona,+ dia nijanona ny olona rehetra ka tsy nanenjika ny Israely intsony, ary tsy nanohy ny ady intsony koa.