Nomery 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa nahoana ny anarany no hovonoina tsy ho eo amin’ny fianakaviany, noho izy tsy nanan-janakalahy?+ Mba omeo lova eo amin’ny rahalahin-drainay re izahay e!”+ 2 Samoela 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary i Absaloma niteraka telo lahy+ sy vavy iray atao hoe Tamara. Tsara tarehy be ilay zazavavy.+
4 Koa nahoana ny anarany no hovonoina tsy ho eo amin’ny fianakaviany, noho izy tsy nanan-janakalahy?+ Mba omeo lova eo amin’ny rahalahin-drainay re izahay e!”+