2 Samoela 15:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hoy anefa ny mpanjaka tamin’i Zadoka: “Ento miverina ao an-tanàna+ ny Vata masin’Andriamanitra.+ Fa raha mahazo sitraka amin’i Jehovah aho, dia tsy maintsy hoentiny miverina koa ka havelany hahita an’ilay Vata sy ny toerana misy azy.+ Salamo 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nomenao rariny aho rehefa nitondra ny adiko hotsaraina.+Nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana ianao, ka nitsara araka ny rariny.+
25 Hoy anefa ny mpanjaka tamin’i Zadoka: “Ento miverina ao an-tanàna+ ny Vata masin’Andriamanitra.+ Fa raha mahazo sitraka amin’i Jehovah aho, dia tsy maintsy hoentiny miverina koa ka havelany hahita an’ilay Vata sy ny toerana misy azy.+
4 Nomenao rariny aho rehefa nitondra ny adiko hotsaraina.+Nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana ianao, ka nitsara araka ny rariny.+