FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 14:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary hisaorana anie ilay Andriamanitra Avo Indrindra,+

      Izay nanolotra ny mpampahory anao teo an-tananao!”+

      Dia nomen’i Abrama ny ampahafolon’ny zava-drehetra+ izy.

  • 2 Samoela 22:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Velona i Jehovah.+ Hisaorana anie ilay Vatolampiko,+

      Ary hasandratra anie Andriamanitra, ilay vatolampy mpamonjy ahy!+

  • Salamo 124:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Hisaorana anie i Jehovah, izay tsy namela antsika+

      Ho lasa rembin’ny nifin’izy ireo!+

  • Salamo 144:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 144 Hisaorana anie i Jehovah, ilay Vatolampiko,+

      Izay mampianatra ny tanako hamely,+

      Sy mampianatra ny rantsantanako hiady,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara