2 Samoela 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nipetraka teo anelanelan’ny vavahady roa i Davida tamin’izay.+ Ary nankeny an-tampon’ilay vavahady teo amin’ny manda ny mpitily.+ Dia nanopy ny masony izy ka nahatazana lehilahy nihazakazaka.
24 Nipetraka teo anelanelan’ny vavahady roa i Davida tamin’izay.+ Ary nankeny an-tampon’ilay vavahady teo amin’ny manda ny mpitily.+ Dia nanopy ny masony izy ka nahatazana lehilahy nihazakazaka.