2 Samoela 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny faharoa dia i Kileaba,+ zanany tamin’i Abigaila,+ ilay vadin’i Nabala Karmelita, ary ny fahatelo dia i Absaloma+ zanak’i Maka, zanakavavin’i Talmay+ mpanjakan’i Gesora. 2 Samoela 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ireto avy ny anaran’ireo naterany tany Jerosalema: Samoa,+ Sobaba,+ Natana,+ Solomona,+
3 Ny faharoa dia i Kileaba,+ zanany tamin’i Abigaila,+ ilay vadin’i Nabala Karmelita, ary ny fahatelo dia i Absaloma+ zanak’i Maka, zanakavavin’i Talmay+ mpanjakan’i Gesora.