2 Samoela 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nandritra izany fotoana izany, dia naka vadikely+ sy vady+ hafa koa tao Jerosalema i Davida, rehefa tonga avy tany Hebrona. Ary mbola niteraka zazalahy sy zazavavy hafa koa i Davida.
13 Nandritra izany fotoana izany, dia naka vadikely+ sy vady+ hafa koa tao Jerosalema i Davida, rehefa tonga avy tany Hebrona. Ary mbola niteraka zazalahy sy zazavavy hafa koa i Davida.