1 Samoela 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Afa-nandositra anefa i Abiatara,+ iray tamin’ny zanakalahin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba, ka nitsoaka mba hanaraka an’i Davida. 1 Samoela 30:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Davida tamin’i Abiatara+ mpisorona zanak’i Ahimeleka: “Mba ento kely etỳ amiko ny efoda!”+ Koa nentin’i Abiatara teo amin’i Davida ny efoda. 2 Samoela 15:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Teo koa i Zadoka,+ ary niaraka taminy ny Levita+ rehetra nilanja+ ny Vata+ misy ny fifanekena nataon’Andriamanitra. Dia napetrak’izy ireo teo akaikin’i Abiatara+ ny Vata masin’Andriamanitra, mandra-piampitan’ny olona rehetra avy ao an-tanàna. 1 Tantara 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nantsoin’i Davida koa i Zadoka+ sy Abiatara+ mpisorona, ary Oriela,+ Asaia,+ Joela,+ Semaia,+ Eliela,+ ary Aminadaba, izay samy Levita.
20 Afa-nandositra anefa i Abiatara,+ iray tamin’ny zanakalahin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba, ka nitsoaka mba hanaraka an’i Davida.
7 Dia hoy i Davida tamin’i Abiatara+ mpisorona zanak’i Ahimeleka: “Mba ento kely etỳ amiko ny efoda!”+ Koa nentin’i Abiatara teo amin’i Davida ny efoda.
24 Teo koa i Zadoka,+ ary niaraka taminy ny Levita+ rehetra nilanja+ ny Vata+ misy ny fifanekena nataon’Andriamanitra. Dia napetrak’izy ireo teo akaikin’i Abiatara+ ny Vata masin’Andriamanitra, mandra-piampitan’ny olona rehetra avy ao an-tanàna.
11 Nantsoin’i Davida koa i Zadoka+ sy Abiatara+ mpisorona, ary Oriela,+ Asaia,+ Joela,+ Semaia,+ Eliela,+ ary Aminadaba, izay samy Levita.