Mpitsara 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mba ilazao, azafady, ny mponina* rehetra eto Sekema hoe: ‘Iza no tianareo ho mpitondra anareo: Izy fitopolo lahy+ zanak’i Jerobala sa lehilahy iray? Tadidio fa taolanareo sy nofonareo aho.’”+ 2 Samoela 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tatỳ aoriana, dia tonga tany amin’i Davida+ tao Hebrona+ ny foko rehetran’ny Israely, ka niteny hoe: “Indreto izahay, taolanao sy nofonao.+
2 “Mba ilazao, azafady, ny mponina* rehetra eto Sekema hoe: ‘Iza no tianareo ho mpitondra anareo: Izy fitopolo lahy+ zanak’i Jerobala sa lehilahy iray? Tadidio fa taolanareo sy nofonareo aho.’”+
5 Tatỳ aoriana, dia tonga tany amin’i Davida+ tao Hebrona+ ny foko rehetran’ny Israely, ka niteny hoe: “Indreto izahay, taolanao sy nofonao.+