21 Ary hoy i Abnera tamin’i Davida: “Aleo aho handeha hanangona ny Israely rehetra ho atỳ amin’ny mpanjaka tompoko, mba hanaovan’izy ireo fifanekena aminao. Dia ho mpanjaka eo amin’izay rehetra irinao+ ianao.” Koa nalefan’i Davida i Abnera, ka lasa soa aman-tsara.+