2 Tantara 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha vao ren’i Jeroboama+ zanak’i Nebata izany, raha mbola tany Ejipta+ izy—fa nandositra tany izy noho ny amin’i Solomona Mpanjaka—dia niverina haingana avy tany Ejipta izy.+
2 Raha vao ren’i Jeroboama+ zanak’i Nebata izany, raha mbola tany Ejipta+ izy—fa nandositra tany izy noho ny amin’i Solomona Mpanjaka—dia niverina haingana avy tany Ejipta izy.+