1 Mpanjaka 1:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary hoy ny mpanjaka tamin’ireo: “Ento miaraka aminareo ireo mpanompon’ny+ tomponareo. Manana ramole aho ao, ka ampitaingeno an’iny i Solomona zanako,+ ary ento midina any Gihona+ izy.
33 Ary hoy ny mpanjaka tamin’ireo: “Ento miaraka aminareo ireo mpanompon’ny+ tomponareo. Manana ramole aho ao, ka ampitaingeno an’iny i Solomona zanako,+ ary ento midina any Gihona+ izy.