1 Mpanjaka 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Azo antoka mantsy fa raha vao hodimandry any amin’ny razany ny mpanjaka tompoko,+ dia hoheverina ho olo-meloka izaho sy Solomona zanako.” 2 Tantara 9:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nodimandry any amin’ny razany izy tamin’ny farany, ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida rainy.+ Ary i Rehoboama+ zanany no nanjaka nandimby azy.+
21 Azo antoka mantsy fa raha vao hodimandry any amin’ny razany ny mpanjaka tompoko,+ dia hoheverina ho olo-meloka izaho sy Solomona zanako.”
31 Nodimandry any amin’ny razany izy tamin’ny farany, ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida rainy.+ Ary i Rehoboama+ zanany no nanjaka nandimby azy.+