2 Tantara 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nankany Sekema+ i Rehoboama,+ satria tany no nalehan’ny Israelita rehetra mba hanao azy ho mpanjaka.
10 Nankany Sekema+ i Rehoboama,+ satria tany no nalehan’ny Israelita rehetra mba hanao azy ho mpanjaka.