2 Tantara 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary i Rehoboama Mpanjaka naka hevitra+ tamin’ireo zokiolona, izay mpanolo-tsaina an’i Solomona rainy fony fahavelony, ka niteny hoe: “Inona no havaly ny vahoaka, araka ny hevitrareo?”+ Ohabolana 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka ianao hanongilan-tsofina sy hihaino ny tenin’ny hendry,+ mba hitandreman’ny fonao ny fahalalana avy amiko.+
6 Ary i Rehoboama Mpanjaka naka hevitra+ tamin’ireo zokiolona, izay mpanolo-tsaina an’i Solomona rainy fony fahavelony, ka niteny hoe: “Inona no havaly ny vahoaka, araka ny hevitrareo?”+
17 Aoka ianao hanongilan-tsofina sy hihaino ny tenin’ny hendry,+ mba hitandreman’ny fonao ny fahalalana avy amiko.+