Ohabolana 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ho hendry izay miaraka amin’ny hendry,+ fa hahita loza kosa izay minamana amin’ny tsisy saina.+ Ohabolana 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Avo loatra amin’ny adala ny tena fahendrena,+ ary tsy hisoka-bava izy eo am-bavahady. Isaia 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ankizilahy no hataoko ho andrianan’izy ireo, ary fitondrana jadona no hanjaka eo aminy.+