2 Tantara 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy nanaiky ny soso-kevitr’ireo+ zokiolona anefa izy, fa naka hevitra tamin’ireo tovolahy niaraka lehibe taminy,+ izay mpanolo-tsaina azy.+
8 Tsy nanaiky ny soso-kevitr’ireo+ zokiolona anefa izy, fa naka hevitra tamin’ireo tovolahy niaraka lehibe taminy,+ izay mpanolo-tsaina azy.+