2 Tantara 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoy izy tamin’ireo: “Inona no soso-kevitra omenareo+ mba havalintsika ny vahoaka? Niteny tamiko mantsy ry zareo hoe: ‘Mba hamaivano ny zioga nampitondrain’ny rainao anay.’”+
9 Hoy izy tamin’ireo: “Inona no soso-kevitra omenareo+ mba havalintsika ny vahoaka? Niteny tamiko mantsy ry zareo hoe: ‘Mba hamaivano ny zioga nampitondrain’ny rainao anay.’”+