FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa hoy ireo tovolahy niaraka lehibe taminy: “Na dia nilaza taminao aza ny vahoaka hoe: ‘Nampitondra zioga mavesatra anay ny rainao, fa ianao kosa tokony hanamaivana izany’, dia izao lazaina aminy:+ ‘Ho lehibe noho ny andilan’ny raiko ny ankikeliko.+

  • Salamo 140:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tsy haharitra eto an-tany anie ny olona mpanita-dresaka!*+

      Aoka henjehin’ny faharatsiana ny olona mahery setra, ka hoveliveleziny.+

  • Ohabolana 18:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Mampisy fifandirana ny tenin’ny tsisy saina,+ ary mahatonga azy ho voakapoka ny vavany.+

  • Ohabolana 29:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny fiheveran’ny olona ny tenany ho ambony no hampietry azy,+ fa izay manetry tena kosa no hahazo voninahitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara