2 Tantara 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nanaraka ny soso-kevitr’ireo tovolahy izy,+ ka nilaza hoe: “Vao mainka hataoko mavesatra ny zioganareo, ary hampitomboiko. Nanafay anareo tamin’ny karavasy tsotra ny raiko, fa izaho kosa hanafay anareo amin’ny karavasy misy zava-maranitra.”+ Ohabolana 29:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Faly ny vahoaka+ rehefa mihamaro ny olo-marina, fa misento kosa izy raha ny ratsy fanahy no mitondra.+
14 Nanaraka ny soso-kevitr’ireo tovolahy izy,+ ka nilaza hoe: “Vao mainka hataoko mavesatra ny zioganareo, ary hampitomboiko. Nanafay anareo tamin’ny karavasy tsotra ny raiko, fa izaho kosa hanafay anareo amin’ny karavasy misy zava-maranitra.”+
2 Faly ny vahoaka+ rehefa mihamaro ny olo-marina, fa misento kosa izy raha ny ratsy fanahy no mitondra.+