1 Samoela 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary tsy handainga+ ilay Hajaina Indrindra eo amin’ny Israely,+ sady tsy hanenina, satria tsy olombelona izy ka hanenina.”+ Isaia 55:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako.+ Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+ fa hanatanteraka izay sitrako+ ary hahomby amin’izay andefasako azy.+
29 Ary tsy handainga+ ilay Hajaina Indrindra eo amin’ny Israely,+ sady tsy hanenina, satria tsy olombelona izy ka hanenina.”+
11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako.+ Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+ fa hanatanteraka izay sitrako+ ary hahomby amin’izay andefasako azy.+