FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 11:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy ny fanjakana manontolo anefa no hesoriko aminy,+ fa homeko foko iray izy noho ny amin’i Davida mpanompoko+ sy noho ny amin’i Jerosalema izay nofidiko.”+

  • 2 Tantara 13:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa ny anay kosa, i Jehovah no Andriamanitray,+ ary tsy nahafoy azy izahay. Mpisorona taranak’i Arona no manao fanompoana ho an’i Jehovah, ary toy izany koa ny Levita izay manao ny anjara raharahany.+

  • 2 Tantara 25:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia novorin’i Amazia ny Joda, ary nalahany araka ny fianakaviambeny,+ teo ambany fifehezan’ny lehiben’ny arivo+ sy ny lehiben’ny zato,+ mba hiady ho an’ny Joda sy Benjamina rehetra. Dia nosoratany anarana izay roapolo+ taona no ho miakatra, ka hitany fa lehilahy voafantina telo hetsy azo nalefa tao amin’ny tafika izy ireo, sady nahatana lefona+ sy ampinga+ lehibe.

  • Hosea 11:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Lainga no nataon’i Efraima manodidina ahy,+ ary fitaka no nataon’ny taranak’Israely manodidina ahy. Mbola miara-mandeha amin’Andriamanitra anefa ny Joda,+ ka mendrika ny fitokisan’Ilay Masina Indrindra.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara