2 Tantara 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Vao tonga tany Jerosalema i Rehoboama,+ dia namory ny taranak’i Joda sy Benjamina,+ izany hoe vatan-dehilahy mpiady voafantina valo alina sy iray hetsy.+ Namory azy ireo hiady tamin’ny Israely izy, mba hahazoana indray ny fanjakana.
11 Vao tonga tany Jerosalema i Rehoboama,+ dia namory ny taranak’i Joda sy Benjamina,+ izany hoe vatan-dehilahy mpiady voafantina valo alina sy iray hetsy.+ Namory azy ireo hiady tamin’ny Israely izy, mba hahazoana indray ny fanjakana.