FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 14:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nanana tafika i Asa, ka ny avy tamin’ny Joda, dia miaramila+ telo hetsy nitondra ampinga lehibe+ sy lefona,+ ary ny avy tamin’ny Benjamina kosa, miaramila valo alina sy roa hetsy+ nitondra ampinga kely sy tsipìka.+ Lehilahy matanjaka sy mahery fo avokoa ireo.

  • 2 Tantara 17:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ny avy tamin’ny Benjamina+ kosa, dia i Eliada izay natanjaka sy nahery fo. Lehilahy roa hetsy nitondra tsipìka sy ampinga+ no niaraka taminy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara