Genesisy 47:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary hoy izy: “Mianiàna amiko àry.” Dia nianiana taminy i Josefa.+ Ary niankohoka teo an-doham-pandriana i Israely.+ Hebreo 11:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Finoana no nitsofan’i Jakoba rano azy roa lahy zanak’i Josefa,+ fony efa ho faty i Jakoba,+ ka niankohoka raha mbola niankina tamin’ny tendron’ny tehiny.+
31 Ary hoy izy: “Mianiàna amiko àry.” Dia nianiana taminy i Josefa.+ Ary niankohoka teo an-doham-pandriana i Israely.+
21 Finoana no nitsofan’i Jakoba rano azy roa lahy zanak’i Josefa,+ fony efa ho faty i Jakoba,+ ka niankohoka raha mbola niankina tamin’ny tendron’ny tehiny.+