1 Mpanjaka 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary hoy izy tamin’i Jeroboama: “Makà folo ho anao, fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hesoriko tsy ho eo an-tanan’i Solomona ny fanjakana, ka homeko foko folo ianao.+ Ohabolana 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ny fon’ny olombelona mandinika izay ho lalan-kizorany,+ fa i Jehovah kosa no mitarika ny diany.+
31 Ary hoy izy tamin’i Jeroboama: “Makà folo ho anao, fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hesoriko tsy ho eo an-tanan’i Solomona ny fanjakana, ka homeko foko folo ianao.+