Isaia 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Lozan’ireo zanaka mafy loha”,+ hoy i Jehovah, “dia ireo vonona hanatanteraka fikasana nefa tsy fikasana avy amiko,+ sy mandraraka fanatitra zava-pisotro nefa tsy notarihin’ny fanahiko, ka mampitombo fahotana,+
30 “Lozan’ireo zanaka mafy loha”,+ hoy i Jehovah, “dia ireo vonona hanatanteraka fikasana nefa tsy fikasana avy amiko,+ sy mandraraka fanatitra zava-pisotro nefa tsy notarihin’ny fanahiko, ka mampitombo fahotana,+