2 Mpanjaka 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa nidina ho eny amin’i Elisa ny Syrianina, dia nivavaka tamin’i Jehovah izy hoe: “Mba ataovy jamba re io firenena io e!”+ Dia nataony jamba ireo, araka ny tenin’i Elisa. Asan’ny Apostoly 5:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 fa raha avy amin’Andriamanitra kosa izao,+ dia tsy ho vitanareo ny handrava azy+—sao dia ho lasa mpiady amin’Andriamanitra ianareo.”+ Asan’ny Apostoly 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa hamely anao ny tanan’i Jehovah ka ho jamba ianao, ary hisy fe-potoana tsy hahitanao ny hazavan’ny masoandro.” Teo no ho eo ihany, dia nisy zavona matevina sy haizina nanarona azy ka nihodinkodina nitady olona hitantana azy izy.+
18 Rehefa nidina ho eny amin’i Elisa ny Syrianina, dia nivavaka tamin’i Jehovah izy hoe: “Mba ataovy jamba re io firenena io e!”+ Dia nataony jamba ireo, araka ny tenin’i Elisa.
39 fa raha avy amin’Andriamanitra kosa izao,+ dia tsy ho vitanareo ny handrava azy+—sao dia ho lasa mpiady amin’Andriamanitra ianareo.”+
11 Koa hamely anao ny tanan’i Jehovah ka ho jamba ianao, ary hisy fe-potoana tsy hahitanao ny hazavan’ny masoandro.” Teo no ho eo ihany, dia nisy zavona matevina sy haizina nanarona azy ka nihodinkodina nitady olona hitantana azy izy.+