Deoteronomia 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 dia izay mpanjaka hofidin’i Jehovah Andriamanitrao no tsy maintsy hapetrakao hifehy anao.+ Avy amin’ny rahalahinao no hakanao olona ho mpanjaka hifehy anao, fa tsy azonao alaina hifehy anao ny hafa firenena, izay tsy rahalahinao.
15 dia izay mpanjaka hofidin’i Jehovah Andriamanitrao no tsy maintsy hapetrakao hifehy anao.+ Avy amin’ny rahalahinao no hakanao olona ho mpanjaka hifehy anao, fa tsy azonao alaina hifehy anao ny hafa firenena, izay tsy rahalahinao.