2 Mpanjaka 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy anefa i Elisa: “Raha mbola velona koa i Jehovah izay tompoiko,+ dia tsy handray an’io aho.”+ Ary niangavy azy fatratra i Namàna mba handraisany izany, fa tsy nety mihitsy izy. Salamo 139:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Jehovah ô, tsy hankahala an’izay mankahala mafy anao ve aho? +Tsy haharikoriko ahy ve izay mikomy aminao?+
16 Hoy anefa i Elisa: “Raha mbola velona koa i Jehovah izay tompoiko,+ dia tsy handray an’io aho.”+ Ary niangavy azy fatratra i Namàna mba handraisany izany, fa tsy nety mihitsy izy.
21 Jehovah ô, tsy hankahala an’izay mankahala mafy anao ve aho? +Tsy haharikoriko ahy ve izay mikomy aminao?+