FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 141:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Aza avela haniry zava-dratsy ny foko+

      Sao aho hivarilavo amin’ny fanaovana zavatra tena ratsy+

      Miaraka amin’ny mpanao ratsy,+

      Ka hihinana ny sakafo matsirony.+

  • 1 Korintianina 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa manoratra aminareo kosa aho izao mba tsy hifaneraseranareo intsony+ amin’izay antsoina hoe rahalahy nefa mpijangajanga, na manana faniriana tsy mety afa-po,+ na mpanompo sampy, na mpanevateva, na mpimamo,+ na mpanao an-keriny, ary mba tsy hiara-mihinana aminy akory.

  • Efesianina 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ary aza miaraka+ amin’izy ireny intsony amin’ny fanaovana ny asan’ny haizina+ tsy mahavoka-tsoa, fa aleo kosa tsy mankasitraka+ izany.

  • 2 Jaona 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Miombona amin’ny ratsy ataony mantsy izay miarahaba azy.+

  • Apokalypsy 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nahare feo hafa avy any an-danitra aho, nanao hoe: “Mivoaha avy ao aminy, ry oloko,+ raha tsy tianareo ny hiombona ota aminy,+ ary raha tsy tianareo hisy hanjo anareo ny loza hanjo azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara