1 Samoela 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia lasa nankeny amin’ilay havoana izy ireo, ka nifanena tamin’ny mpaminany maromaro. Koa niasa tamin’i Saoly avy hatrany ny fanahin’Andriamanitra,+ ka niteny toy ny mpaminany+ teo amin’ireo izy. Ezekiela 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, maminania momba an’ireo mpaminanin’ny Israely, dia ireo maminany+ nefa izay ao am-pony fotsiny no lazainy.+ Koa lazao amin’izy ireo hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah.+ Amosa 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony, raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+
10 Dia lasa nankeny amin’ilay havoana izy ireo, ka nifanena tamin’ny mpaminany maromaro. Koa niasa tamin’i Saoly avy hatrany ny fanahin’Andriamanitra,+ ka niteny toy ny mpaminany+ teo amin’ireo izy.
2 “Ry zanak’olona, maminania momba an’ireo mpaminanin’ny Israely, dia ireo maminany+ nefa izay ao am-pony fotsiny no lazainy.+ Koa lazao amin’izy ireo hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah.+
7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony, raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+