Nomery 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa nataon’i Jehovah teo am-bavan’i Balama ny teny,+ ka nilazany izy hoe: “Miverena any amin’i Balaka, dia lazao aminy izany.”+ Nomery 23:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia nifandray tamin’i Balama i Jehovah ka nataony teo am-bavany ny teny, ary nilazany izy hoe:+ “Miverena any amin’i Balaka,+ dia lazao aminy izany.” Nomery 24:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Eny, ny tenin’ilay mandre ny tenin’Andriamanitra,+Sy nahazo fahitana avy tamin’ilay Mahery Indrindra,+Tamin’izy nitambotsotra nefa nihiratra ny masony:+
5 Koa nataon’i Jehovah teo am-bavan’i Balama ny teny,+ ka nilazany izy hoe: “Miverena any amin’i Balaka, dia lazao aminy izany.”+
16 Dia nifandray tamin’i Balama i Jehovah ka nataony teo am-bavany ny teny, ary nilazany izy hoe:+ “Miverena any amin’i Balaka,+ dia lazao aminy izany.”
4 Eny, ny tenin’ilay mandre ny tenin’Andriamanitra,+Sy nahazo fahitana avy tamin’ilay Mahery Indrindra,+Tamin’izy nitambotsotra nefa nihiratra ny masony:+