Daniela 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Naniraka ny anjeliny+ ny Andriamanitro+ ka nanakombona ny vavan’ny liona+ tsy hamiravira ahy, satria hitany fa tsy nanan-tsiny aho.+ Ary tsy nanao ratsy teo anatrehanao koa aho, ry mpanjaka ô!”+
22 Naniraka ny anjeliny+ ny Andriamanitro+ ka nanakombona ny vavan’ny liona+ tsy hamiravira ahy, satria hitany fa tsy nanan-tsiny aho.+ Ary tsy nanao ratsy teo anatrehanao koa aho, ry mpanjaka ô!”+