15 Ary narodany ilay alitara tao Betela+ sy ilay toerana avo nataon’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, izay nampanota ny Israely.+ Eny, narodany ny alitara sy ny toerana avo. Ary nodorany ilay toerana avo ka notorotoroiny ho vovoka. Nodorany koa ny tsato-kazo masina.