Levitikosy 26:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hopotehiko ny toerana avo masina+ eo aminareo, horavako ny fandoroana emboka manitra, ary ny fatinareo kosa hataoko eny ambonin’ny fatin’ny sampinareo maharikoriko.*+ Ary ho halako tokoa ianareo.+ 1 Mpanjaka 12:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nanao trano teny amin’ireo toerana avo+ i Jeroboama, sady nanendry mpisorona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka, izay tsy anisan’ny taranak’i Levy.+
30 Hopotehiko ny toerana avo masina+ eo aminareo, horavako ny fandoroana emboka manitra, ary ny fatinareo kosa hataoko eny ambonin’ny fatin’ny sampinareo maharikoriko.*+ Ary ho halako tokoa ianareo.+
31 Nanao trano teny amin’ireo toerana avo+ i Jeroboama, sady nanendry mpisorona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka, izay tsy anisan’ny taranak’i Levy.+