1 Mpanjaka 12:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nanao trano teny amin’ireo toerana avo+ i Jeroboama, sady nanendry mpisorona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka, izay tsy anisan’ny taranak’i Levy.+ 2 Tantara 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa nandao ny kijanany+ sy ny fananany+ ny Levita, ka nankany Joda sy Jerosalema+ satria nesorin’i+ Jeroboama+ sy ny zanany tsy ho mpisoron’i Jehovah izy ireo.
31 Nanao trano teny amin’ireo toerana avo+ i Jeroboama, sady nanendry mpisorona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka, izay tsy anisan’ny taranak’i Levy.+
14 Fa nandao ny kijanany+ sy ny fananany+ ny Levita, ka nankany Joda sy Jerosalema+ satria nesorin’i+ Jeroboama+ sy ny zanany tsy ho mpisoron’i Jehovah izy ireo.