Ezekiela 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa raha nampitandrina ny ratsy fanahy kosa ianao,+ fa izy no tsy miala amin’ny faharatsiany sy ny lalan-dratsiny, dia ho faty noho ny fahadisoany izy,+ fa ianao kosa hahavonjy ny ainao.+
19 Fa raha nampitandrina ny ratsy fanahy kosa ianao,+ fa izy no tsy miala amin’ny faharatsiany sy ny lalan-dratsiny, dia ho faty noho ny fahadisoany izy,+ fa ianao kosa hahavonjy ny ainao.+