FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 33:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary hoy i Esao: “Inona no antony nandefasanao an’ireny antokon’olona rehetra nifanena tamiko ireny?”+ Dia hoy i Jakoba: “Mba hahazoako sitraka amin’ny tompoko.”+

  • 2 Mpanjaka 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa niverina tany amin’ilay lehilahin’Andriamanitra+ izy mbamin’izay rehetra tao an-tobiny, ka nijoro teo anatrehan’i Elisa, ary nanao hoe: “Fantatro tokoa izao fa tsy misy Andriamanitra na aiza na aiza eto an-tany, afa-tsy eto amin’ny Israely ihany.+ Koa mba raiso, azafady, ny fanomezana ho fisaorana+ avy amin’ny mpanomponao.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara