2 Mpanjaka 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Hazaela:+ “Mitondrà fanomezana,+ ka mandehana mitsena an’ilay lehilahin’Andriamanitra. Ary manontania+ an’i Jehovah amin’ny alalany, ka ataovy hoe: ‘Ho sitrana amin’izao aretina izao ve aho?’”
8 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Hazaela:+ “Mitondrà fanomezana,+ ka mandehana mitsena an’ilay lehilahin’Andriamanitra. Ary manontania+ an’i Jehovah amin’ny alalany, ka ataovy hoe: ‘Ho sitrana amin’izao aretina izao ve aho?’”