Deoteronomia 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Na tany Horeba aza dia nampahatezitra an’i Jehovah ianareo, hany ka tezitra mafy taminareo i Jehovah ka efa saika handringana anareo.+ Salamo 78:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Impiry impiry moa izy ireo no nikomy taminy tany an-tany efitra,+Sy nanao izay nampalahelo azy tany amin’ny tany karakaina?+
8 Na tany Horeba aza dia nampahatezitra an’i Jehovah ianareo, hany ka tezitra mafy taminareo i Jehovah ka efa saika handringana anareo.+
40 Impiry impiry moa izy ireo no nikomy taminy tany an-tany efitra,+Sy nanao izay nampalahelo azy tany amin’ny tany karakaina?+