Salamo 103:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy mamaly antsika araka ny fahotantsika izy,+Na mamaly ny fahadisoantsika araka izay tokony ho sahaza antsika.+ Mpitoriteny 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa satria tsy tanterahina haingana ny fanamelohana noho ny ratsy natao,+ dia mikiry manao ratsy ny fon’ny zanak’olombelona.+ 2 Petera 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mitsiriritra koa izy ireny ka hanararaotra anareo amin’ny teny mamitaka.+ Tsy mitaredretra anefa ny fanamelohana azy ireny izay efa nambara hatry ny ela,+ ary tsy rendremana ny fandringanana azy.+
10 Tsy mamaly antsika araka ny fahotantsika izy,+Na mamaly ny fahadisoantsika araka izay tokony ho sahaza antsika.+
11 Koa satria tsy tanterahina haingana ny fanamelohana noho ny ratsy natao,+ dia mikiry manao ratsy ny fon’ny zanak’olombelona.+
3 Mitsiriritra koa izy ireny ka hanararaotra anareo amin’ny teny mamitaka.+ Tsy mitaredretra anefa ny fanamelohana azy ireny izay efa nambara hatry ny ela,+ ary tsy rendremana ny fandringanana azy.+