FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:64
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 64 “Ary haparitak’i Jehovah any amin’ny firenena rehetra, hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ka hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ianao,+ ka any ianao no hanompo andriamani-kafa, vato aman-kazo, izay tsy fantatrao sady tsy fantatry ny razanao.+

  • 2 Mpanjaka 15:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Tamin’ny andron’i Peka mpanjakan’ny Israely i Tiglato-pilesera+ mpanjakan’i Asyria+ no tonga naka ny tanin’i Naftaly+ manontolo, dia i Iona+ sy Abela-beti-maka+ sy Janoha sy Kedesy+ sy Hazora+ sy Gileada+ ary Galilia.+ Ary nataony sesitany tany Asyria ny mponin’ireo.+

  • 2 Mpanjaka 18:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nataon’ny mpanjakan’i Asyria+ sesitany+ tany Asyria ny Israely, ka napetrany tany Hala+ sy tany Habora+ izay eo amin’ny reniranon’i Gozana, ary tany amin’ireo tanànan’ny Medianina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara