2 Tantara 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy nanan-kery intsony+ i Jeroboama tamin’ny andron’i Abia. Ary namely azy i Jehovah+ ka maty izy. Joba 14:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny olombelona koa dia matory ary tsy mifoha.+Eny, tsy hifoha izy mandra-pahafoanan’ny lanitra,+Ary tsy ho taitra amin’ny torimasony.+
20 Tsy nanan-kery intsony+ i Jeroboama tamin’ny andron’i Abia. Ary namely azy i Jehovah+ ka maty izy.
12 Ny olombelona koa dia matory ary tsy mifoha.+Eny, tsy hifoha izy mandra-pahafoanan’ny lanitra,+Ary tsy ho taitra amin’ny torimasony.+