1 Mpanjaka 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitro ô, efa nataonao mpanjaka handimby an’i Davida raiko ny mpanomponao, nefa izaho mbola zaza+ sady tsy mahalala izay atsimo sy avaratra akory.+
7 Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitro ô, efa nataonao mpanjaka handimby an’i Davida raiko ny mpanomponao, nefa izaho mbola zaza+ sady tsy mahalala izay atsimo sy avaratra akory.+